J’ai gagné 20.000.000 ariary ~ mensuel (C.A) quand j’avais 25 ans.
Amin’izao, tsy haiko ny miaina amin’ilay SMIC raha sanatria tonga amiko.
Izay no hamoronako valeur be dia be hafa ISAN’ANDRO non stop.
Haiko hoe tsy ny ora hiasana no tena mampitombo ny karama, fa ny valeur entinao eo amin’ny mpiara-belona.
Manantena aho hikarama misimisy kokoa indray andro any; izay no hamahako ny olan’ny be sy ny maro.
Une fois ny zavatra entinao tsy mamaha olana = tsisy vola miditra.