Rehefa leo miasa aho dia manandrana manao jeu tontolo andro

Rehefa leo miasa aho dia manandrana manao jeu tontolo andro •

Par contre tsy vitako ny hoe tena mamela ny asa mandritra ny 3 andro maximum satria ilay miasa mihintsy koa no tiako sy addiction ako (Olana).

Commenter o hoe « Formation SAV » dia omeko formation gratuite mahakasika ny Service Après Vente ianao dans 5 jours •

✅Teny malagasy

✅ Formation avancée (30 minutes minimum)

✅ Mazava tsara, nataon’ny équipe ako •

PS: ny service après vente no nahazoako +de 4000 € (C.A) voalohany teo amin’ny fiainako tamin’izany. (Efa ela)

#Travailenligne#formation#jeux#jeuxvideo